Music Note Lettere
Music Note Letterg
Music Note Lettera
Music Note Letterl
Music Note Lettero
Music Note Letterb
Music Note Letteri
Music Note Letterz
  • Remember me

Lrc Mr. Saida Twokii -- Ho namako ianao Nouveauté Gasy 2016

Mr. Saida Twokii -- Ho namako ianao Nouveauté Gasy 2016 LRC Lyrics - Donwload, Copy or Adapt easily to your Music

LRC contents are synchronized by Megalobiz Users via our LRC Generator and controlled by Megalobiz Staff. You may find multiple LRC for the same music and some LRC may not be formatted properly.
13443 - Mr. Saida Twokii -- Ho namako ianao Nouveauté Gasy 2016 [03:37.94] 7 years ago
by Guest
Copied
Office Copy IconCopy
Edit Time [xx:yy.zz] x 7 Views x 326 Download x 3
Cross Medias logoCross Medias - You can leave comments for this LRC in Cross Medias platform. Go to Cross Medias to comment .
LRC TIME [03:37.94] may not match your music. Click Edit Time above and in the LRC Maker & Generator page simply apply an offset (+0.8 sec, -2.4 sec, etc.)
[length:03:37.94]
[re:www.megalobiz.com/lrc/maker]
[ve:v1.2.3]
[00:27.67]Fa efa nitady tany andihizana
[00:28.93]Tononkira ankafizana
[00:30.44]Tsy ahoako na dia vizana
[00:31.95]Fa tiako mba ho namako Ianao
[00:34.45]Ho namako Ianao
[00:39.68]Fa mbola revy tiako ho tohizana
[00:41.18]Tsy ho ravan'iza n'iza
[00:42.94]Tsika roa efa hikoizana
[00:44.44]Raha mbola zah tsy ho avelako Ianao
[00:48.18]Tsy ho avelako Ianao
[00:51.93]Mangataka aho aza avela hody tanam-polo oh
[00:55.19]Fanantenako farany ny teny homenao
[00:59.19]Zah koa efa vonona ny hanolokolo oh
[01:02.93]Fa raha misy anao hirehatra ny tany mena eh
[01:04.46]Dia ozy Ianao hoe zah be resaka
[01:05.91]Tany mena ve hirehatra
[01:07.17]Jereo fiefa miezaka
[01:08.68]Mamorona ny tsisy aho ho anao
[01:11.69]Avenir antsika sy Ianao
[01:17.18]Fa omeko
[01:19.68]Zay tsara indrindra avy amiko omeko
[01:21.44]Zay hantahantanao rehetra ekeko
[01:24.19]Zay tiana hono mitombo tarehy
[01:26.68]Tafalatsaka aho ka tena mibaboka re
[01:44.20]Twokii :
[01:45.67]Relax lo pisou f’aza maika ny andeha
[01:46.43]Amoronako ny tsisy mihitsy androany
[01:47.67]Tsy nataotaoko foany ity fa ezaka ela be
[01:50.44]Ny hanome fahafaham-po anao hatrany
[01:52.95]Hamalifaly anao ny tanjona
[01:55.20]Hoe tsika hiara hibanjina ny ho avy
[01:57.72]Zay mahatonga anah io nge mba ho avy
[02:03.18]Ka miangavy aza avelah andalo
[02:04.69]Matoa tonga dia mahatsiaro
[02:05.68]Ny akama koa tsy atakalo
[02:06.94]Tsy anangom-bolamena za tsy manana fiara
[02:08.66]Raha sitrakao tsy andrasako ela fa tonga dia alitara
[02:11.94]K’aza avela hangaina eh
[02:13.46]Aza alefa ody maina eh
[02:15.42]Raha revy sacre-ko na tsisy coupage seka maina
[02:18.18]Ny ampitso mbola tsy fantatro
[02:20.19]F’ianao sisa no andrasako
[02:20.95]Anambara ilay nofy
[02:22.70]Hoe revenao ko ny mba ho ahy
[02:23.95]Otr’izany koa ny foko
[02:25.43]Tiako hitempo tsy hangina
[02:27.43]F’ hitantana anao mandrakizay
[02:30.19]Fa na miakatra na midina
[02:31.96]Ny mpialona andihizana
[02:33.19]F’isika roa efa natao ho iray
[02:36.21]K’aza omena tsiny aho
[02:38.43]Zay tiana hono mitombo tarehy
[02:41.20]Araky ny kozin’i Misie Sayda hoe
[02:44.45](Mr Sayda ):
[02:47.93]Zay tsara indrindra avy amiko omeko
[02:48.94]Zay hantahantanao rehetra ekeko
[02:50.46]Zay tiana hono mitombo tarehy
[02:52.46]Tafalatsaka aho fa tena mibaboka re
[02:56.44]Hantahantanao rehetra ekeko
[02:59.70]Zay tsara indrindra avy amiko omeko
[03:02.42]Zay tiana hono mitombo tarehy
[03:05.18]Tafalatsaka aho ka tena mibaboka re